Les citoyens malgaches suivent de très près la réalisation des « velirano » [traduit en français : promesse] du président de la République malgache Andry Rajoelina. Comment les citoyens perçoivent-ils les activités entreprises par l’Etat? Est-ce qu’il y un manque de communication ou est-ce que le chantier a déjà démarré ?
Manara-maso akaiky ny fanatanterahana ny velirano izay napetraky ny filoha Andry Rajoelina ny vahoaka malagasy. Manao ahoana ary ny fahitan’ny olom-pirenena ny fomba fiasan’ny mpitondra amin’ny fanatanterahana ireo velirano ireo ? Maro ny velirano efa tanteraka fa ny fampahafantarana no tsy ampy. Misy kosa ireo noresahana fa tsy nahitana resaka na vaovao intsony.