Outre les œuvres de charité et les diverses actions de bénévolat, les jeunes intègrent les associations pour plusieurs objectifs. Ils attendent des offres de formations ou d’emplois venant des membres ou des partenaires de l’association. Et les jeunes membres sont souvent des étudiants ou des salariés à la recherche d’une vie plus stable. Toky Rakotobe a servi depuis des années une association car il a pu en tirer des avantages pour ses études. Elia Josie Cladrick n’a pas pu continuer sa mission parce qu’elle n’a pas été convaincue des propositions d’emplois de l’association dont elle a été membre. Ils essaient d’apporter des réponses aux questions : pourquoi certains jeunes sont plus motivés à faire du bénévolat que d’autres ? Quand est-ce qu’un membre perd la volonté de continuer sa mission ?
Lalana iray hahafahan’ny tanora mibe ny tenany sy manampy ny hafa ny fanaovana asa an-tsitrapo. Ao anatin’izany firotsahana an-tsitrapo izany anefa miandradra tolotr’asa, lalam-piofanana avy amin’ireo mpikambana sy ireo mpiaramiasa amin’ny fikambanana ireo tanora mpikatroka. Ireto farany manko dia mety ho mpianatra na mpiasa izay mbola mikatsaka ho avy tsaratsara kokoa. Naharitra aman-taonany tao anaty fikambanana iray i Rakotobe Toky satria nisy fifandraisany tamin’ny fianarana ny asa ataony ao. I Cladrick Elia Josie kosa dia tsy afaka nanohy ny asa an-tsitrapo intsony satria tsy nahaliana azy ny tolotra asa azony tao amin’ilay fikambanana nisy azy. Ao anatin’ny adi-hevitra ary, miezaka mamaly ireto fanontaniana ireto izy ireo : inona no mety mahatamana na mampihemotra ireo tanora amin’ny fanaovana asa an-tsitrapo ? Hatraiza ny fahafahan’ny tsirairay manao an’izay asa an-tsitrapo izay ?