Plusieurs facteurs empêchent les journalistes à Madagascar de faire des investigations et d’en diffuser les résultats. Il y a d’abord le manque de moyens, mais aussi les diverses pressions comme l’orientation politique des patrons de presse, la protection de l’entreprise contre des sanctions potentielles. Il y a également le refus des sources de donner les informations et de mettre à disposition des éléments de preuve ou encore la protection des sources qui acceptent de parler. Qu’est-ce qu’il faut donc faire pour améliorer les choses ? Suivez le débat entre le Directeur exécutif de l’Observatoire des médias « Ilontsera », Mamelasoa Ramiarinarivo et la journaliste Maholy Andrianaivo à ce sujet.
Maro ny sakana tsy hahafahan’ny mpanao gazety manao fanadihadihana lalina sy hamoaka ny vokatr’izany eto amintsika. Ao anatin’izany ny hoenti-manana, ny teritery isan-karazany toy ny fironana politikan’ny tompona haino aman-jery na ny fiarovana ny tombontsoan’ny orinasa amin’ny sazy mety hahazo. Eo ihany koa ny tsy faneken’ny olona sasany ny hanome vaovao sy antontan-kevitra ho porofo na koa ny fiarovana ny ain’ireo manaiky manao izany. Inona ary no fanovana tokony hatao hanatsarana ny izay zava-misy izay? Araho ny adihevitra iarahana amin’ny talen’ny Ivotoeram-pandalinana ny tontolon’ny serasera marolafika, Ramiarinarivo Mamelasoa sy ny mpanao gazety Andrianaivo Maholy hamantaranao bebe kokoa momba izay.