Comme à chaque vendredi, l’émission Ndao Hilaoeky donne la parole aux jeunes concernant les actualités chaudes de la semaine. Cette fois-ci, Christian Andriamalala et Mickael Ratsimandresy donnent leurs avis respectifs sur :
- Les nouveaux résultats du recensement de la population malgache
- Les conséquences de la saison de pluie à Antananarivo
- Les grèves incessantes dans les universités de Madagascar
Tahaka ny mahazatra isaky ny zoma dia manome sehatra ny tanora ny fandaharana Ndao Hilaoeky. Ato anatin’ny fandaharana dia manoma ny heviny mikasika ny vaovao nisongadina i Christian Andriamalala sy Mickael Ratsimandresy :
- Ny vokatry ny fanisana ny mponina malagasy
- Ny fiantraikan’ny orana eto Antananarivo
- Ny girevin’ny mpianatra eny amin’ny oniversite