Les jeunes invités par Tsanta Haingombaliha vont s'exprimer sur le Coronavirus et le Safer Internet Day.
Coronavirus : On peut dire que Madagascar n’est pas encore en danger mais il faut prendre d’énormes précautions comme le renforcement de la surveillance de nos frontières.
Safer Internet Day : Les violences sur internet se présentent de plusieurs manières (harcèlement, outrages, insultes, etc.) Il faut éduquer les jeunes malgaches à limiter les discussions et à bien choisir ses interlocuteurs sur les réseaux sociaux.
Nanasa tanora roa haneho hevitra momba ireo vaovao nisongadina tamin’ity herinandro ity i Tsanta Haingombaliha.
Ny fivoaran’ny Coronavirus : mahatsiaro hoe mbola voaaro amin’ny tsimokaretina aloha isika eto Madagasikara amin’izao. Saingy mila hamafisina hatrany ny fiarovana ny fidirana eto aminitsika, indrindra ny sisin-dranomasina, satria mety ho iny no lalana idiran’ny Coronavirus eto Madagasikara.
Safer Internet Day : miseho amin’ny endrika maro be ny herisetra amin’ny alalan’ny aterineto : fandrahonana, ompa, fanalana baraka, fangatahana sary mamoafady na miboridana, sns. Mila ampianarina ny tanora malagasy hanisy fetra ny resaka ifanaovana sy hisafidy tsara ny olona hiresahana any anaty tambazotran-tserasera ireny.