COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Mr Sayda
Mr Sayda a reçu le prix du Titre de l'année et de la musique “Soft Masculin” durant les RDJ Music Awards 2020.

L’enjeu des remises de trophées aux artistes

Anisan’ny maridrefy ho an’ny asa efa vita hatrizay ireny amboara atolotra ho an’ny mpanankato ireny, hoy i Mr Sayda, mpihira, tato anaty fandaharana #NdaoHilaoeky. Tsy tokony ho resahina akory ny  fisoloan-tenan’ireo mpankafy ao anatin’ireny fifaninanana ireny hoy indray i Tiane, mpisehatra eo amin’ny ara-kolontsaina, rehefa miresaka ireny fanomezana amboara ireny. Misy ny mason-tsivana apetraky ny mpikarakara sady manana ny vondron’olona iantefany manokana izy. Samy manana ny sehatra misy azy izany. Afaka manome lanja ny sangan’asan’ny mpanakanto ireny fanomezana amboara ireny satria mandrisika azy hanatsara kokoa ny asany, eo amin’ny resaka kalitao izany.


Studio Sifaka · 2021-03-03_Fandaharana-NDAO-HILAOEKY-RDJ_MUSIC_AWARDS

L’attribution de prix aux artistes est un moyen de mesurer leurs œuvres, selon Mr Sayda, chanteur, dans #NdaoHilaoeky. Cependant, la question de représentativité n’a pas lieu d’être, d’après Tiane, médiateur culturel, étant donné que les organisateurs ont leurs propres critères de sélection et de public cible. La valorisation de l’œuvre est aussi abordée dans l’émission, puisque ces évènements encouragent l’artiste à perfectionner son travail, il y va de la qualité de l’œuvre donc.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter