COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Isaiasbartolomeu
Pour tout parent, se séparer de son enfant est un acte difficile.

Adoption et transfert de son enfant dans un centre : « une solution de dernier recours »

L’actualité sur la femme à Toliary qui a voulu vendre ses enfants pour 20.000 ar a choqué de nombreux citoyens. Cela a relevé les questions sur le transfert de prise en charge de ses enfants à une association ou à d’autres parents, quand on n’a plus les moyens. Juridiquement, cela peut se faire après des enquêtes et différentes concertations entre les autorités et les parents concernés. D’ailleurs, selon Ando Nomenjanahary, présidente de la Plateforme de la Société Civile pour l’Enfance, il existe différents centres d’accueil destinés aux enfants abandonnés ou en situation difficile. On peut aussi procéder à l’adoption mais selon elle, c’est une solution de dernier recours. 

Par ailleurs, l’activiste dans la protection des droits humains, Betsara Jean Kinnéar souligne que les parents ont le devoir d’assumer la prise en charge de leurs enfants, à partir du moment où ils ont décidé de devenir parents. De plus, dans la culture malgache, les enfants sont considérés comme de la richesse, ils servent d’ailleurs de pilier et de soutien dans le futur, selon cet activiste. D’après nos intervenants dans « Ndao hilaoeky », l’éducation et la conscientisation des jeunes sont primordiales pour éviter les mariages et grossesses précoces, qui sont l’origine des enfants non désirés. 


Studio Sifaka · 2021-03-08 Fandaharana NDAO HILAOEKY - CONFIER SON ENFANT A UN PROCHE OU EN ADOPTION

Nanaitra ny maro ny vaovao momba ilay vehivavy tany Toliary saika hivarotra ny zanany kambana 20 000 ar. Lohahevitra anisan’ny nivoaka tao anatin’izany ny fahafahana manome ny zanaka ho an’ny fikambanana na amin'ny olon-kafa rehefa tsy afaka mamelona azy ireo intsony. Araka ny lalàna, azo atao izany hoy i Ando Nomenjanahary, filohan’ny « Plateforme de la Société Civile pour l’enfance »  raha manaraka ny dingana rehetra. Misy ny famotorana sy ny fakan-kevitra isan-karazany eo amin'ny tompon'andraikitra sy ny ray aman-dreny.  Misy ihany koa ireo ivon-toerana fandraisana ireo ankizy, izay misedra olana ireo. Azo atao ihany koa ny mampanangana ilay zaza, kanefa rehefa tena tsy mahita vahaolana intsony izany hoy izy. Nanamafy kosa ny mpikatroka amin’ny fiarovana ny zon'olombelona, Betsara Jean Kinnéar, fa ny ray aman-dreny dia tokony vonona hatrany handray andraikitra amin'ny zanany. Ary indrindra fa eo amin’ny kolontsaina Malagasy dia toy ny harena ny zanaka, andry iankinan’ireo ray aman-dreny rahatrizay.  Tena ilaina tokoa ny fanabeazana sy ny fanentanana ny ankizy sy ny tanora hoy izy ireo, hisorohana ny fanambadiana sy ny  vohoka aloha loatra, izay mampitombo ireo zaza tsy niriana.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter