COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Studio Sifaka
Mihangy Andriandrina, à gauche et Toky Rakotoarimanana, à droite lors du débat avec Mampianina et Njaka en studio..

L'importance de définir des critères sur les films à diffuser pour les enfants

Le 06 mars est la Journée internationale de la radio et de la télévision en faveur des enfants. Lors de cette journée, tous les médias réfléchissent aux contenus destinés aux enfants à travers ces moyens de communication. Cette année, le Studio Sifaka a choisi d’aborder particulièrement le monde du cinéma. En effet, à Madagascar, les maisons de production font la course pour la production de films destinés à toute la famille. Mais devrait-on définir des critères spécifiques pour ces films par rapport au jeune public ? Selon Toky Rakotoarimanana, un représentant d’ECPAT France Madagascar, ces films doivent prioriser l’éducation par le choix du type de langage utilisé. Les mots violents risquent d’influencer l’enfant. Il propose la production de films aidant l’enfant à s’épanouir et à se distancier de tous préjugés sur le mode de vie de la société. Pour Mihangy Andriandrina, concepteur et réalisateur de film, on doit permettre à l’enfant de comprendre par lui-même le contenu du film et mettre en place des mesures d’accompagnements. Selon lui, il y a différentes manières de jouer avec les images pour faire passer un message à l’enfant, et suivant la culture malgache. Donc, tous les acteurs dans la production d’un film (réalisateur, scénariste, producteur, psychologue, etc ) devraient se concertent pour trouver l’équilibre tant dans la forme que dans le contenu. Les intervenants ont tous deux souligné que l’on devrait régir des textes législatifs bien précis sur les critères des films à diffuser pour les enfants. 


Studio Sifaka · 2021 - 03 - 06 Fandaharana NDAO HILAOEKY ENFANT ET FILM

Ny 06 Martsa no andro iraisam-pirenen’ny onjam-peo sy ny fahitalavitra manome sehatra ny ankizy. Mandritra io andro io, mametraka fanontaniana ny amin’ireo torohay sy vokatra ho an’ny ankizy anatin’io tontolo io ireo haino aman-jery. Nisafidy ny hifantoka manokana amin'ny tontolon'ny horonantsary ny “Ndao hilaoeky”. Maro amin’ireo trano mpamokatra  eto Madagakara no mamokatra horonantsary natao ho an'ny mpianakavy. Saingy tokony asiana mason-tsivana ho an’ny ankizy ve ireny horonantsary natokana ho an’ny mpianakavy ireny? Raha ny fanazavan'i Rakotoarimanana Toky, solontenan'ny ECPAT France Madagascar, mila asongadina ny fanabeazana anatin’izy ireny ary tokony lanjalanjaina ny fiteny ampiasaina. Mety ho ataon’ilay zaza fahazarana mantsy na hisy fiantraikany aminy raha misy ireo fiteny mifono herisetra. Tokony hampivelatra ny ankizy ireo horonantsary ary hanampy azy hiala amin’ny hevi-draikitra rehetra eo amin'ny fiarahamonina. Ho an'i Andriandrina Mihangy, mpamorona sy mpanantontosa horonantsary, misy fomba maro ahafahana mampita hafatra amin’ny ankizy, hahafahany manakatra ny tian’ilay sarimihetsika ambara fa mila arahina fanazavana ohatra avy eo.  Azo trandrahana sy lalaovina ny sary hoy izy anatin’izany fa miankina amin’ny kolontsaina sy ny fivoaran’ny fiarahamonina. Rehefa mamokatra horonantsary iray, miara-misalahy ireo mpisehatra rehetra (mpanantontosa, mpanoratra, mpamokatra, mpahay toetr’olona sns), miara-mitady hevitra handanjalanjana ireo singa rehetra. Samy nanamafy ireo vahiny fa tokony hazava tsara ireo lalàna mamaritra ny mason-tsivan’ireo horonantsary ho an'ny ankizy eto Madagasaikara

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter