Ndao hilaoeky revient sur la « résistance civile non violente », une forme de revendication de manière pacifique que les citoyens peuvent mener pour le respect de leurs droits. En effet, une partie de la communauté persiste à dire qu’il n’y a aucun résultat et aucune entité ne voudra écouter une manifestation silencieuse. Nous avons donc invité Alex Andriamahefa, un jeune historien et Andriananina Rajoharison, directeur du civisme, de la paix et du développement durable auprès du Ministère de la jeunesse et des sports. Ils ont tous deux souligné l’efficacité de la « résistance civile non violente » mais chacun, selon leur expertise. Le jeune historien a pris des références dans l’histoire de Madagascar comme Jean Ralaimongo, qui a choisi de faire une résistance civile non violente, durant ses revendications pour le droit de l’Homme durant la colonisation. Il a ainsi réussi à abolir le SMOTIG ou le Service de la Main-d'Å’uvre des Travaux Publics d'Intérêt Général. Selon Alex, il faut savoir précisément de quelle requête il s’agit, établir une stratégie et agir de manière symbolique. Les crises traversées par Madagascar durant ces plusieurs années montrent que les parties adverses se trouvent dans un cercle vicieux et dans un état vindicatif. Aux yeux de Andrianina Rajoharison, il faut révolutionner le concept de la lutte car les révolutions sont menées afin de changer une situation, donc on doit opter pour la construction d’un nouveau monde après chaque revendication. Il faut donc mener la lutte jusqu’au bout de manière pacifique et surtout avec patience.Â
Miverina amin’ilay hoe “fitakiana na tolona tsy misy herisetra » ny Ndao hilaoeky. Misy tokoa ireo milaza fa tsy misy mihaino izy ireny ary tsy azo ny valin’ny fitakiana raha tsy misy korontana sy rà latsaka. Nasainay i Andriamahefa Alex, mpikaroka ara-tantara sy Rajoharison Andrianina, talen'ny fanabeazana, fandriampahalemana ary fampandrosoana maharitra ao amin'ny minisiteran'ny tanora sy ny fanatanjahantena. Samy nanasongadina ny fahombiazan'ny " fitakiana na tolona tsy misy herisetra » izy ireo fa amin’ny toerana misy azy avy. Nampatsiahy ny tantaran'ny tantaran'i Madagasikara i Alex, toa an'i Jean Ralaimongo izay nisafidy ny tolona tsy misy herisetra nandritra ny fitakiany ny fiarovana ny zon'olombelona nandritra ny fanjanahantany. Nahomby izany tamin'ny fanafoanana ny SMOTIG na ny « Service de la Main-d'Oeuvre des Travaux Publics d'Intérieur Général ». Tsy maintsy fantatra tsara ny tanjon’ny fangatahana, mila manana paikady mazava ary manao fanairana amin’ny alalan’ny fanehoan-kevitra. Ireo krizy nolalovan'i Madagasikara nandritra izay taona maro izay dia maneho hoy izy fa lasa variana mifanao valy faty ireo andaniny roa. Ho an'i Rajoharison Andriananina, tokony havaozina ny foto-kevitry ny tolona satria entina hanovana toe-javatra ny hetsika, noho izany fananganana zavatra vaovao no ilaina hoy izy amin’ny alalan’ny fitakiana. Tokony atao hatramin'ny farany ny fitakiana fa am-pilaminana ary indrindra ao anatin’ny faharetana.