Vendredi 12 Mars 2021, la parole aux jeunes dans 'Ndao Hilaoeky. Steven Rakotomavo et Jaomiadana Rijaharitiana discutent des actualités marquantes de la semaine :
- L’augmentation des contaminations à la COVID-19 à Madagascar et la course aux vaccins dans les pays voisins
- La migration des victimes du Kere dans le grand Sud vers plusieurs autres régions de l'île
- La nouvelle composition des Barea, l'équipe nationale se prépare pour la CAN 2021
Â
Zoma faha 12 martsa 2021, an'ny tanora ny fitenenana ao amin'ny fandaharana 'Ndao Hilaoeky. Miresaka momba ireo vaovao nisongadina nandritra ny herinandro Rakotomavo Steven sy Jaomiadana Rijaharitiana.
- Ny fiakaran'ny isan'ireo voan'ny COVID-19 eto sy ny fihazakazahan'ny firenena manodidina amin'ny vaksiny miaro amin'izany
- Ny fitomboan'ireo mpifindra monina mitsoaka ny kere any atsimo amina faritra maro manerana ny nosy
- Ny firafitra vaovaon'ny Barea, miomana amin'ny CAN 2021 ny ekipam-pirenena malagasy