Prendre soin de ses parents quand ils sont vieux, tout comme ceux-ci se sont occupés de nous depuis notre naissance, c’est une valeur culturelle malgache appelée « Valimbabena ». L’orateur Harifanahy Salohifito Andriamisaina explique que le valimbabena est un devoir pour tous les malgaches. Selon lui, les jeunes ne devraient pas hésiter à soutenir leurs parents tant moralement que financièrement si ces derniers sont dans le besoin. Ceci dit, de nos jours certains parents ont tendance à réclamer ce « valimbabena » comme un droit légitime. Les jeunes, quant à eux, réclament leur droit de construire leur avenir sans contraintes. Le socio-anthropologue Louis Zo Rabearison affirme que les parents devraient discuter davantage de ce sujet avec leurs enfants pour éviter toute tension.
Fikarakarà na ny ray aman-dreny rehefa miha-osa izy, toy ny nikarakarà n’izy ireo antsika hatramin’ny nahaterahantsika, izany no atao hoe « valimbabena », soatoavina malagasy. Adidy sy andraikitry ny zanaka ny valimbabena hoy ny mpikabary Andriamisaina Harifanahy Salohifito. Tsy tokony hisalasala ny zanaka hanampy ny ray aman-dreniny amin’ny fomba rehetra ilaina. Ankehitriny anefa misy ireo ray aman-dreny mitaky fatratra io valimbabena io. Eo ihany koa ireo tanora sasany izay te hihary sy hiatrika ny fiainany tsy misy teritery. Manazava ny socio-anthropologue Rabearison Louis Zo fa mila resahina malalaka eo anivon’ny fianakaviana ny mikasika izany mba hisorohana ny disadisa.