Isaky ny zoma, manome sehatra ny tanora ny ekipan’ny Studio Sifaka. Tamin’ity indray mitoraka ity, i Njaka Todisoa Laurent sy Oilirija Ravelomparany dia samy naneho ny heviny momba ireto lohahevitra ireto :
- Ny tahotra mpitandro filaminana sy ny mpanara-maso sisa no antony hanajana ireo fepetra ara-pahasalamana iadina amin’ny coronavirus sy ny finoan’ny olona ity valanaretina ity tao anatin’ny herintaona.
- Fitadidina sy ny fianarana miainga any amin’ny ambaratonga fototra
Chaque vendredi, Studio Sifaka donne entièrement la parole aux jeunes pour réagir à quelques sujets d’actualité de la semaine. Cette fois, nous avons invité Njaka Todisoa Laurent et Oilirija Ravelomparany pour donner leurs points de vue sur les sujets suivants:
- Le respect des gestes barrières et des mesures de lutte contre la COVID-19
- Comment mieux accompagner les élèves pour plus de résultats scolaires ?
Â