COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©AFP
Bruno Lemaire durant la 27ème édition du salon des entrepreneurs à Paris le 27 Février 2020.

Ndao Hilaoeky : « Ny fandraharahana sy ny fanaovana politika »

« Tokony hojerena akaiky ny momba ny hetra satria sakana sedrain’ny mpandraharaha ny hoe mbola tsy mampidi-bola akory ny orinasany dia efa mandoa hetra. Tokony hojerena akaiky ihany koa ireo izy ireo mba tsy ho alaim-panahy hiditra amin’ny fanaovana politika hoe hitady fahefana ». Horesahina ao anatin'ny fandaharana « Ndao Hilaoeky » ny « ny fandraharahana sy ny fanaovana politika ».


Payer ses impôts avant même que son entreprise soit lancée, peut être un obstacle au développement de l’entrepreneuriat à Madagascar. Mais ce n'est pas le seul obstacle rencontré par les entrepreneurs. On en parle dans l’émission « Ndao Hilaoeky » d’aujourd’hui.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter