COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Studio Sifaka
Les frontières de la Grande Île restent encore fermées jusqu’à maintenant.

COVID-19 : les mesures actuelles de protection des frontières malgaches

Les îles voisines ayant déjà ouvert leurs frontières pour accueillir des touristes, Madagascar est quelque peu exposé au variant Delta de la COVID-19. Certes, les frontières de la Grande Ile restent encore fermées aux touristes jusqu’à maintenant. Cela n’empêche pas toutefois les risques de voir le variant franchir le seuil du sol malgache. Cependant, les professionnels du tourisme ne cessent de demander la réouverture des frontières, une des conditions nécessaires pour que l’économie reprenne son envol. Selon le docteur Manitra Rakotoarivony, directeur de la promotion de la Santé au niveau du Ministère de la Santé Publique, il est impératif de toujours garder en tête que le virus circule encore, même s’il ne s’agit pas du variant. Pour Sonny Tatatsiresy, président de l’office du tourisme de Nosy Be par contre, les mesures de protection face au virus sont l’affaire de tous. Chacun doit prendre sa responsabilité. Quoi qu’il soit, il est tout aussi impératif que l’Etat se penche sur la réouverture des frontières pour que les professionnels du tourisme puissent respirer.

 


Studio Sifaka · 2021-07-19 Fandaharana NDAO HILAOEKY - COVID & SISINTANY

Noho ny fisokafan’ny sisin-tanin’ireo nosy manodidina dia efa mananontanona an’i Madagasikara ihany ilay endrika Delta an’ny COVID-19. Mbola mikatona hatreto ny sisin-tanin’i Madagasikara, na izany aza anefa dia tsy sakana izany ny amin’ny mety hatafidiran’ity endrika vaovaon’ny COVID-19 ity eto amintsika. Etsy andaniny anefa dia mampitaraina ny mpisehatra eo amin’ny fizahan-tany ny mbola fitazomana ny fikatonan’ny sisin-tany, izay isan’ireo hahafahan’ny toekarena miharina. Raha hoan’ny dokotera Rakotoarivony Manitra, talen’ny fampiroboroboana ny fahasalamana, eo anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, dia tsara ny mampatsiahy fa mbola mivezivezy eto an-toerana ilay aretina, na dia tsy mbola ny endrika vaovao aza. Ho an’i Tatasiresy Sonny, filohan’ny ofisin’ny fizahantany ao Nosy Be indray, dia anjaran’ny tsirairay ny mitandro hatrany ireo fepetra mba hifehezana ny aretina. Na izany aza anefa hoy izy dia tokony ho jeren’ny fanjakana ny hahafahana manokatra ny sisin-tany.

 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter