Toy ny isaka zoma, manasa tanora ny Studio Sifaka haneho hevitra momba ireo vaovao nisongadina nandritra ny herinandro. Miaraka amintsika amin’izany i Kanto Maneva sy Gerd, samy mpianatra serasera, ary i Tsitoaina, mpikambana ao amin’ny CEERE. Ireto avy ireo lohahevitra :
- Tsena vaovao eny Behoririka
- Variant delta sy ny fikatonan’ny sisin-tany
- Fanafody sa vaksiny miaro amin’ny COVID-19
Tous les vendredis, le Studio Sifaka invite des jeunes à s’exprimer sur les actualités de la semaine. Aujourd’hui, nous avons reçu sur le plateau, Kanto Maneva et Gerd, étudiants en communication, et Tsitoaina, membre du CEERE. Voici les thèmes :
- Nouveau marché de Behoririka
- Variant delta et ouverture des frontières
- Remède ou vaccin contre la COVID-19