Comme tous les vendredis, le Studio Sifaka donne la parole aux jeunes dans « Ndao Hilaoeky ». Ils commentent et débattent sur les actualités marquantes de la semaine. Voici les thèmes discutés par Randriamamorisoa Rojomaneva, Rajarison Tefinjanahary Zo et Johnson Haja nambinintsoa, étudiants à l’université d’Antananarivo :
-La hausse du prix des PPN
-la journée internationale de la jeunesse
-les effets irréversibles dus au changement climatique.
Toy ny mahazatra, manasa tanora ny fandaharana « Ndao Hilaoeky » rehefa zoma. Hiresaka ireo vaovao nisongadina nad-ndritra ny herinandro izy ireo. Randriamamorisoa Rojomaneva, Rajarison Tefinjanahary Zo ary i Johnson Haja nambinintsoa no nasaina androany. Ireto avy ny loha-hevitra :
-Fiakaran’ny vidim-piainana
-Andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora
-Fahasimban’ny tontolo iainana miteraka zava-doza tsy azo arenina