Le K-POP est à la mode. Et ce n’est pas seulement les « tubes » des « boys band » coréens qui attirent les jeunes malgaches mais tout l’univers de cette culture qui viennent de la Corée du Sud. Le K-POP est une musique, une mode vestimentaire, une manière de colorer ses cheveux et surtout un mode de vie.
Mahazo vahana eo an'ivon'ny tanora malagasy ny K-POP. Tsy ireo hira sy ireo mpihira ihany no manintona ireo tanora fa ilay kolontsaina koreana amin'ny ankapobeny mihitsy. Mitambatra ao anatin'ny K-POP ny hira, ny dihy, ny fomba fiakanjo, ny fomba fihogona ny volo ary indrindra ny fomba fiaina.