Avant de parler rentabilisation, les jeunes doivent savoir comment gérer leur propre argent. L’idée directrice de ce débat est que les prêts dans les banques peuvent aider les jeunes à créer leurs propres entreprises. D’un autre côté, si le jeune veut entreprendre, il peut utiliser ses propres moyens, un tant soit peu. Nisa, formateur en éducation financière, et Nate, jeune entrepreneur vont débattre de la meilleur façon dont un jeune peut rentabiliser ses avoirs. Pour les deux intervenants, effecteur des prêts auprès de la banque a ses côtés positifs et ses côté négatifs. Il a été exposer dans ce débat également que pour les jeunes, il vaut mieux rentabiliser le peu d’argent qu’il possède pour éviter les tracas des remboursements. Mais cela dépend de lui et de son projet. L’entrepreneuriat est un choix, travailler dans une entreprise est un choix. Mais pour les deux intervenants, le plus important est d’apprendre et de savoir profiter de son argent.
Alohan’ny hiresahana ny fomba fahazoana tombony amin’ny vola ananana aloha dia mila hain’ny tanora ny mikirakira ny volany. Ny hevitra vohizin’ny ady hevitra androany dia mahakasika ny findramam-bola any amin’ny banky hahafahana manangana orinasa. Etsy an-daniny anefa, afaka mampiasa izay vola kely ananany eo am-pelatanany ny tanora iray hananganana ny orinasany. Miady hevitra manodidina ny fomba tsara hahazoana tombony izay i Nisa, mpampiofana fampiasam-bola, sy i Nate, tanora mpandraharaha. Ho azy ireto, misy lafiny ratsy sy lafiny tsara ny findramam-bola any amin’ny banky. Novelabelarina nandritra ny ady hevitra ihany koa fa tsara ho an’ny tanora raha ny kely eo am-pelatanana no ahodina ialana amin’ny fitaintainana ny hamerim-bola any amin’ny banky, izany ary mbola misy zana-bola. Izany rehetra izany anefa dia miankina amin’ny tsirairay sy ny tetikasany ihany. Safidy ny mandraharaha, safidy ny miasa ho ana orinasa. Ho an’ireto mpandray anjara amin’ny ady hevitra ireto, ny tena zava-dehibe dia ny fianarana sy ny fahaizana maka tombotsoa amin’ny volany.