Le système éducatif malgache connaît actuellement plusieurs changements. D’un côté, il y a les perturbations dues aux mesures restrictives liées à la pandémie. De l’autre, les réformes initiées par les autorités compétentes. Pour qu’il y ait développement durable, l’éducation doit répondre aux besoins de la société. A Madagascar, plusieurs jeunes ne vont pas au-delà du baccalauréat. Dans ce cas de figure, comment l’enseignement général peut-il préparer les jeunes malgaches au monde du travail ? Un débat avec le directeur général en charge de la pédagogie au sein du ministère de l’éducation national – Andriamiakatsilavo Raoniherijaona; l’anthropo-sociologue - Louis Zo Rabearison ; et le Chef d’antenne de l’ONG « comment réussir brillamment ses études » Antananarivo – Zo Randravaliva.
Mandalo fanovà na maro ny rafi-pampianarana eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. Etsy andaniny ireo fikorotanana nateraky ny COVID-19. Etsy ankilany kosa ireo fampivoarana ezahan’ireo tompon’andraikitra isan-karazany apetraka. Mba hisian’ny fampandrosoana maharitra dia mila mamaly ny filà n’ny fiaraha-monina ny fampianarana. Maro amin’ireo tanora malagasy moa no tsy manohy fianarana intsony aorian’ny bakalorea. Amin’ny fomba ahoana izany no ahafahan’ny fanabeazana an-kapobeny mampiomanana ny tanora ho amin’ny sehatry ny asa ? Miady hevitra momba izay ny Tale jeneralin’ny fomba fampianarana ao amin’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena - Raoniherijaona Andriamiakatsilavo sy ny anthropo-sociologue Rabearison Louis Zo ary ny tompon’andraikitry ny fikambanana « comment réussir brillamment ses études » (Co.Re.Bri) sampana Antananarivo – Randravaliva Zo.