Vendredi 01er Octobre 2021, la parole est donnée aux jeunes sur les ondes du Studio Sifaka concernant les actualités dominantes de la semaine. Aujourd’hui, Rija, Géraldo et Safidy s’expriment par rapport à l’augmentation des accidents de la circulation ayant occasionné des pertes de vies humaines, concernant la planification familiale à Madagascar et la gestion de la pandémie dans le pays.
Zoma voalohan’ny volana oktobra, omena an’ny tanora ny fitenena eto amin’ny Studio Sifaka mahakasika ireo vaovao nisongadina nandritra ny herinandro. Rija sy Géraldo ary Safidy no vahiny androany. Maneho ny heviny momba ny fitombon’ireo trangana lozam-pifamoivoizana namoizana ain’olona izy ireo ; sy ny fandridrana ny fiainam-pianakaviana eto Madagasikara ; ary ny fivoaran’ny fifehezana ny valanaretina COVID-19 eto an-toerana.