Tous les vendredis, le Studio Sifaka donne la parole aux jeunes. Aujourd’hui, Tania, Ranto et Dario, étudiants à l’université, vont s’exprimer sur les actualités de la semaine :
- Les Barea de Madagascar
- La rentrée scolaire
- La 3ème dose de vaccin de coronavirus
- La vie parlementaire
- La corruption.
Isaky ny zoma, manome sehatra ho an’ireo tanora ny Studio Sifaka hanehoan’izy ireo hevitra momba ny vaovao nitranga tamin’ity herinandro ity. Tania, Ranto ary Dario, mpianatra eny amin’ny anjerimanontolo dia haneho hevitra mikasika ireto :
- Ny Barea Madagasikara
- Ny fidiran’ny mpianatra
- Ny fatra faha-3 ny vaksiny coronavirus
- Ny fiainana eo an’ivon’ny antenimieram-pirenena
- Ny kolikoly.