Comme tous les vendredis, le Studio Sifaka donne la parole aux jeunes pour débattre sur les actualités de la semaine. Aujourd’hui, ils vont s’exprimer par rapport à la course à la qualification pour la coupe du Monde Qatar2021 des Barea de Madagascar, la réouverture des frontières et la commémoration du 14 octobre.
Â
Isaky ny zoma, ny tanora no omena sehatra eto amin’ny Studio Sifaka, mba hahafahan’izy ireo maneho ny heviny mahakasika ireo vaovao nisongadina nandritra ny herinandro. Anio, haneho hevitra momba ny azakazaky ny Barean’i Madagasikara amin’ny fifanitsanana ho amin’ny tompondaka eran-tany amin’ny baolina kitra, ny fisokafan’ny sisin-tanin’i Madagasikara sy ny fankalazana ny faha 14 oktobra izy ireo.Â