Tous les vendredis, Studio Sifaka donne la parole aux jeunes. Aujourd’hui, Tsimijaly Irina, styliste et opératrice dans l’évènementiel, Yaka Rindra, consultant sportif au Direct.mg et Tojo Rabenjarimanana, professionnel dans le domaine de la communication, vont s’exprimer autour des sujets d’actualité de la semaine ci-après:
- Les Barea de Madagascar
- La fin d’état d’urgence sanitaire
- L’artisanat Malgache
Isaky ny zoma, manome sehatra ho an’ireo tanora ny Studio Sifaka hanehoan’izy ireo hevitra momba ny vaovao nitranga tamin’ity herinandro ity. i Tsimijaly Irina : styliste sy mpisehatra eo amin’ny hetsika ara-kolotsaina, i Tojo Rabenjarimanana sy Yaka Rindra : mpisehatra eo amin’ny serasera sy mpamakafaka baolina kitra eo anivon’ny Direct.mg dia haneho hevitra mikasika ireto lohahevitra ireto :
- Barean’ny Madagasikara
- Fahataperan’ny hamehana ara-pahasalamana
- Ny asa tanana Malagasy