Ce n’est pas la première fois qu’on entend : « Madagascar est un cimetière à projet ». Il faut alors se questionner sur le sort des résultats des recherches scientifiques qui ont été faites dans la Grande île. Nous en avons discuté avec Ralaizafindrakoto Maya, Responsable partenariat du programme entrepreneuriat à l’Ambassade de France.Â
Maro ireo karazana voka-pikarohana naharesy lahatra fa mety hanamora ny fiainan’ny Malagasy. Nankaiza daholo izy ireny ary manahoana ny hoavin’ny fikarohana eto Madagasikara ? Nilaoeky mikasika izay i Ralaizafindrakoto Maya, tomponandraikitry ny fiarahamiasa ao amin’ny fandaharanasa fandraharahana ao amin’ny Masoivoho Frantsay.