La proposition de loi relative à la succession a fait le sujet de débats, que ce soit au niveau de l’Assemblée Nationale qu’au niveau de la société en générale. « La loi qui existe et prévaut encore jusqu’à maintenant concernant la succession est une barrière de protection juridique », explique la juriste Fara Josette Aline Randrianiaina. « Il faut également tenir compte de l’aspect et de la teneur des traditions ancestrales, qui certes mettait les femmes au second plan mais visait une organisation harmonieuse de la société », fait remarquer le sociologue Johary Ramanamiseta. L’étudiante, Tsitohaina Andriamamonjy, en tant que jeune et en tant que fille, souligne qu’ « il serait sans doute temps d’apporter un changement dans nos lois, surtout au vu de l’évolution, mais surtout pour une égalité de genre ». Â
Tous restent convaincus toutefois, qu’avant les propositions de loi, il serait plus profitable pour tous de procéder par une consultation auprès des organisations de la société civile. Ces derniers, représentant de la voix de la société, seraient plus aptes à identifier les urgences de la société et leur priorité.
Â
Isan’ireo niteraka adihevitra, na teo anivon’ny antenimieram-pirenena na teny anivon’ny fiaraha-monina ny volavolan-dalà na mitondra fanitsiana mikasika ny resaka fandovà na. «Ilay lalà na efa misy sy mbola mihatra amin’izao fotoana, dia arofanina hiarovana ny rehetra, sy ny rafi-piaraha-monina ary efa nodinihina vao natolotra sy nomena ho laniana tamin’izany fotoana », hoy ny mpahay lalà na Randrianiaina Fara Josette Aline. « Tokony ho dinihina ny zava-misy sy ny rafi-piarahamonina, ary indrindra fa ireo fifampitondrana efa nisy hatramin’izay, izay nampirindra sy nampilamina ny fiaraha-monina », hoy ny mpandinika fiaraha-monina Ramanamiseta Johary. Amin’ny maha tovovavy azy kosa, dia manambara i Andriamamonjy Tsitohaina, fa « ilaina ilay fanovà na ny lalà na satria efa ela loatra sy tsy manaraka ny toetr’andro intsony, fa indrindra mba hisian’ny miralenta ».
Na izany aza anefa, dia samy milaza izy ireo fa tokony hisy fakana hevitra ifotony kosa mialohan’ny fanomezana volavolan-dalà na ho dinihina eny anivon’ny antenimieram-pirenena. Isan’ireo rafitra afaka manampy ny amin’izany ireo firaisamonim-pirenena hoy izy ireo.