Lorsqu’un député veut faire passer une proposition de loi, la consultation publique est une étape fondamentale. Selon le conseiller parlementaire auprès de la commission évaluation politique publique, Lovaniaina Ramahefarisoa, des efforts sont déjà mis en œuvre auprès du parlement pour mieux se rapprocher des citoyens. La tenue d’une consultation publique avant toute proposition de loi en fait partie. Ricard Andrianamanana, de l’ONG Tolotsoa, souligne quant à lui l’importance de faire valoir la démocratie, la transparence et de faire en sorte que ce processus soit réellement inclusif. Quoi qu’il en soit, nos intervenants estiment qu’il y a aussi des efforts que chaque citoyen doit fournir, à commencer par s’intéresser aux sujets portant sur ces lois, sur le travail et le rôle du parlement.
Dingana maro no tsy maintsy andalovan’ny tolo-dalà na iray izay aroson’ny solombavambahoaka, isan’izany ary isan’ireo manana ny lanjany indrindra ny fakan-kevitra. Misy ny ezaka ataon’ny eo anivon’ny parlemanta mba hanakaiky kokoa ny vahoaka, indrindra amin’ny fampiharana izany fakan-kevitra izany hoy Ramahefarisoa Lovaniaina, mpanolotsaina eo anivon’ny parlemanta. Mametraka ny maha zava-dehibe ny tokony haha demokratika sy mangarahara, ary mampiaty izany kosa i Andrianamanana Ricard, avy ao amin’ny ONG Tolotsoa. Manamafy izy ireo, fa misy ihany koa ny ezaka tokony ho ataon’ny vahoaka, mba ho liana sy hiezaka ny hahafantatra ny mikasika ireo volavolan-dalà na, tolo-dalà na, ny asa sy ny andraikitry ny solombavambahoaka.