Isaky ny zoma, mandray tanora haneho hevitra mikasika ireo vaovao nisongadina nandritra ny herinandro ny Ndao hilaoeky. Mathieu Aina Sitraka Ny Avo, mpianatra momba ny toekarena, Tom Streetebel, mpanao taovaolo dreadlock, ary i Annie Anjasoa, mpilalao sary mihetsika no nivahiny tao anatin’ny fandaharana.
Ireto no lohahevitra noresahana :
- Ny fiahiana amin’ny fahatongavan’ny andiany fahatelo amin’ny COVID-19
- Fitantanana ny Valanjavaboahary Tsimbazaza
- Tetibolam-panjakana iaingana ho an’ny taona 2022
- Herisetra any ampianarana
Chaque vendredi, l’émission Ndao hilaoeky reçoit les jeunes pour qu’ils partagent leurs opinions sur les actualités de la semaine. Le Studio Sifaka a donc accueilli l’étudiant en économie, Mathieu Aina Sitraka Ny Avo, le coiffeur en dreadlocks, Tom Streetebel et l’actrice Annie Anjasoa.
Voici les actualités abordées :
- Risque de la 3ème vague COVID-19
- Gestion du Parc Botanique et Zoologique de Tsimbazaza
- Projet de lois de Finance Initiale 2022.
- Harcèlement en milieu scolaire