Gros consommateur de riz, Madagascar a longtemps cultivé du riz sur ses terres. Ayant 1,3 millions d’hectares de terres cultivables destinées au riz, les besoins en riz blanc de la population s’élèvent à 3 millions de tonnes à peu près par an. Face à cela, l’importation est impérative car même avec cette étendue de terre, les besoins en riz blanc ne sont pas comblés. Le débat tourne autour des causes de l’importation, de l’adéquation de l’offre à la demande et de la situation des riziculteurs. Nos débateurs, Haja Rabezatovo, fondateur de la société Tour d’Alaotra – Faly Ramanandriana, technicien agricole – Fidèle Randriamanajara, économiste – donnent leurs points de vue selon leurs domaines respectifs.
Amin’ny maha foto-tsakafon’ny malagasy ny vary, efa ela i Madagasikara no namboly vary. Manana toeram-pambolem-bary 1,3 tapitrisa hektara isika. Ny filà n’ny mponina vary fotsy dia mahatratra eo amin’ny 3 tapitrisa taonina eo ho eo isan-taona. Tsy araka anefa izay filà n’ny mponina izay. Miodina eo amin’ny antony hanafarantsika vary, ny fifanarahan’ny tolotra sy tinady ary ny zava-misy hiainan’ny mpamboly vary ny ady hevitra. Samy haneho hevitra amin’ny sehatra misy azy avy ireo mpandray anjara amin’ny ady hevitra : Rabezatovo Haja, mpanangana ny orinasa Tour d’Alaotra – Ramanandriana Faly, teknisiana ara-pambolena – Fidèle Randriamanajara, mpahay toe-karena.