Hiresaka mikasika ireo vaovao nisongadina nandritra ity herinandro ity indray ireo tanora vahinin’ny Studio Sifaka izay ahitana an’i Rajaonarivelo Andoniaina, mpampianatra, Randremanantsoa Océane sy Fanilo Mihamina, mpianatra lalà na eny amin’ny oniversiten’Antananarivo.
Ireto ireo lohahevitra noresahina :
- Ny antenimieran’ny tanora sy ny andraikiny
- Ny fahatapahan’ny jiro sy ny rano ary fandatsahana orana artifisialy
- Ny fitomboan’ny isan’ireo tanora mitondra ny tsimok’aretina VIH SIDA
Dans notre rendez-vous de chaque vendredi, pour le débat, nous avons comme invités Andoniaina Rajaonarivelo, professeur de physique-chimie, Océane Randremanantsoa et Fanilo Mihamina, deux étudiantes en droit à l’université d’Antananarivo.
Voici les sujets discutés :
- Le parlement national des jeunes et ses activités
- Les pluies provoquées, les coupures d’eau et d’électricité
- La hausse des cas de jeunes séropositifs