Ny tanora no omena sehatra, hiresaka ireo vaovao nisongadina nandritry ny herinandro eto amin’ny Studio Sifaka rehefa zoma. Haneho hevitra ny amin’ny antony mampihazakazaka ny tanora ianatra any ivelany, ny andraikitry ny tanora amin’ny fanafoanana ny herisetra amin’ny tambazotra sosialy, ary ireo karazana herisetra atao amin’ny vehivavy mbola raisin’ny fiaraha-monina malagasy ho mandeha ho azy i Rakaharisoa Henikafitiavana, i Rosia Rasolofoson ary i Manantsoavina Fetinirina Tafitasoa androany.
Chaque vendredi, Studio Sifaka reçoit des jeunes pour débattre des sujets d’actualités ayant marqué la semaine. Aujourd’hui, Rakaharisoa Henikafitiavana, Rosia Rasolofoson et Manantsoavina Fetinirina Tafitasoa s’expriment sur l’engouement des étudiants malgaches pour partir étudier à l’étranger,  les différentes formes de violences en ligne et la société malgache face à l’élimination de la violence à l’égard des femmes.