Comme tous les vendredis, le Studio Sifaka donne la parole aux jeunes pour débattre sur les actualités de la semaine. Aujourd’hui, ils vont s’exprimer par rapport aux problèmes d’approvisionnement en eau dans la capitale, le respect des droits de l’Homme et le droit des consommateurs.Â
Isaky ny zoma, ny tanora no omena sehatra eto amin’ny Studio Sifaka, mba hahafahan’izy ireo maneho ny heviny mikasika ireo vaovao nisongadina nandritra ny herinandro. Anio, haneho hevitra momba ny olan’ny famatsian-drano eto Antananarivo renivohitra sy ny fanajana ny zon’olombelona ary ny mahakasika ny zon’ny mpanjifa.