COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka
Le ministère de la santé publique incite de plus en plus à la vaccination vu la hausse de cas de COVID-19.

Infos vues par les jeunes du 17 décembre 2021

Hiresaka mikasika vaovao misongadina nandritra ity herinandro ity I Randriambololona Clara, Andrianarivo Aina, ary I Tafitasoa Miora, samy mpianatra eny amin’ny Oniversite, vahinin’ny Studio Sifaka ato amin’ny Ndao Hilaoeky anio.

Ireto avy ireo lohahevitra ireo:

  • Fepetra manoloana ny fihanaky ny COVID-19 sy ny hevitry ny tanora manoloana ny vakisiny fiarovana
  • Ny fomba fitantanana eny ifotony
  • Ny fanabeazana mampiaty

Studio Sifaka · 2021-12-17 Fandaharana NDAO HILAOEKY_INFOS VUES PAR LES JEUNES

="color: #cccccc; text-decoration: none;" rel="noopener noreferrer">

Comme tous les vendredis, des jeunes sont invités pour débattre sur les sujets d’actualités de la semaine dans Ndao Hilaoeky. Randriambololona Clara, Andrianarivo Aina, ary I Tafitasoa Miora sont nos invités de cette semaine, pour parler de :

  • Mesures sanitaires et position des jeunes envers la vaccination
  • Structure Locale de concertation
  • Education inclusive
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter