Comme à chaque vendredi, le studio sifaka invite des jeunes à s’exprimer sur les actualités chaudes de la semaine. Tatiana, Rio et Willissah, étudiants à la FDSP Ankatso, vont discuter de la COVID-19 en période de fête, la transparence budgétaire communale et de la redevabilité du Président de la République à travers son discours.
Isaka zoma dia manasa tanora ny studio sifaka haneho hevitra mikasika ireo vaovao nisongadina nandritra ny herinandro. Hiresaka mikasika ny COVID-19 sy ny fety, ny fangaraharana eo an’ivon’ny vola kaominaly ary ny tamberin’andraikitra aton’ny Filohan’ny Repoblika ao anaty lahateny ataony i Tatiana, Rio ary Willissah, mpianatra ao amin’ny FDSP Ankatso.