Même si aucun cas de Coronavirus n’a encore été détecté à Madagascar, le milieu du travail subit déjà les effets de la propagation du virus dans le monde. D’après l’économiste Lucas Cédric, ce n’est pas seulement le tourisme qui est touché. Suivez le débat dans Ndao hilaoeky.
Na tsy mbola tonga eto Madagasikara dia mety hisy vokany ho an’ny asa izany indrindra ireo amin’ny sehatry ny fizahan-tany. Nanazava i Ratsirinkavana Lucas Cédric mpahay toekarena ao amin’ny CREM fa tsy voatery ireo ao amin’ny sehatry ny fizahan-tany ihany no voakasika.