COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Freepik.com
Internet, garant du développement rapide pour les jeunes.

Internet, un service essentiel mais...

Le changement au niveau du volume et du prix des offres internet ont fait réagir un grand nombre d’utilisateurs sur les réseaux sociaux. Une situation qui laisse voir qu’internet est essentiel dans notre quotidien, dans la vie professionnelle que personnelle. Mais jusqu’où peut-on dire qu’internet est essentiel à Madagascar ?

« J’utilise beaucoup internet. Je suis professeur dans une université privée en ligne, donc les recherches, la préparation des cours et la correspondance avec les collègues et les étudiants passent toutes par internet. Je consomme jusqu’à 150 Go par mois », selon Rakotozandry Ignace, professeur. De constat, la vie virtuelle a eu un élan considérable depuis le début de la pandémie. Presque tout se fait en ligne. « Depuis le contexte imposé par le coronavirus, il faut basculer l’enseignement vers internet. Cela permettra d’éviter l’interruption incessante des cours et d’assurer la réussite de l’année scolaire, surtout dans les zones les plus impactées par la maladie », renchérit Rakotoarivelo Dera, professeur. Néanmoins, des mesures devraient être prises pour bien faire cette transaction, rattrape Majelo Jean, opérateur en multi-services : « Même si internet est un service essentiel pour beaucoup, seules les zones électrifiées jouissent d’internet, ce qui ne dépasse pas 30% des foyers malgaches aujourd’hui. Cela risque de pousser à un développement à deux vitesses et donc de créer un contraste plus grand».

Madagascar possède un taux de pénétration à internet de 14% dont 42% à Antananarivo par rapport au nombre d’habitants, selon des chercheurs au sein de malagasy.tech. La qualité de la connexion reste donc satisfaisante même si cette faible consommation justifie la cherté des offres.

Studio Sifaka · 2022-01-26 Fandaharana NDAO HILAOEKY - INTERNET UN SERVICE ESSENTIEL

Maro tamin’ireo mampiasa aterineto no naneho hevitra manoloana ny fiovan’ny tolotra aterineto eto amintsika, na eo amin’ny vidiny na ny kalitao. Misy mihitsy ny manankim-piainana aminy, na amin’ny sehatry ny asa na amin’ny fiainana an-davanandro. Azo itarafana ny maha-zava-dehibe ny aterineto noho izany ity tranga ity. Marina tokony ve tsy azo ihodivirana ny aterineto eto Madagasikara ?

« Mpampianatra amin’irony sekoly ratovana an-davitra irony aho ka mampiasa aterineto na amin’ny fikarohana ataoko, na amin’ny fanomanana ny fampianarana, na iseraserana amin’ireo mpiara-miasa sy mpianatra. Mandany hatramin’ny 150 Go isam-bolana aho noho izany » hoy i Rakotozandry Ignace, mpampianatra. Tsikaritra ihany koa fa nanomboka tamin’ny nisian’ny amehana ara-pahasalamana, nahazo vahana ny fampiasana aterineto amin’ny lafin-javatra maro. « Noho ny fihibohana lavareny vokatry ny valan’aretina coronavirus, tsara kokoa raha atao an’aterineto avokoa ny fampianarana mba tsy ahatapaka ny taom-pianarana, indrindra ho an’ireo faritra tena voakasik’izany » hoy kosa i Rakotoarivelo Dera, mpampianatra. Na eo ary izany, misalasala i Majelo Jean, mpisehatra amin’irony multi-services irony. Notsindriany fa : « na ilaina amin’ny andavan’andro ary ny aterineto, tsara ihany ny hampitoviana lenta ny faritra rehetra mba tsy hisian’ny fisaraham-bazana lalina amin’ny faliny fampandrosoana. Hita ho taraiky ireo toerana tsy mampiasa aterineto noho tsy fisian’ny famatsiana jiro, raha oharina amin’ireo manana izany ».

 

Eto Madagasikara, 14%- ny mponina no mampiasa aterineto,  ary ny 42%-ny mponina eto Antananarivo no mampiasa izany hoy ireo mpikaroka avy ao amin’ny malagasy.tech. Noho io taha ambany io no mahatonga ny saran’ny aterineto ho mbola lafo, hoy izy ireo hatrany.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter