Le droit de vote fait partie des libertés fondamentales garanties par l’Etat malgache. L’élection est l’acte par lequel le citoyen transmet le pouvoir au représentant élu. Ainsi, elle légitime l’élection de ce dernier et sa prise de pouvoir. Ainsi, des mécanismes sont mis en place dans lesquels plusieurs acteurs agissent ensemble dans une synergie afin de mener à bien le processus électoral. Parmi ces acteurs se trouvent le responsable au sein de la Commission Electorale Nationale Indépendante ou CENI, Andriamarotafika Soava, le président du Fokontany d’Ampefiloha Rambelomanana Nirina et un membre de la société civile Razafimbelo Lily. Ils seront nos invités dans Ndao Hilaoeky pour débattre des différentes étapes du processus électoral, ainsi que les enjeux de la participation citoyenne, surtout des jeunes, aux élections.
Anisan’ny zo fototry ny olom-pirenena ny mandatsa-bato. Amin’ny alalan’ny fifidianana no hanomezan’izy ireo fahafahana ireo voafidy hitondra ny fanjakana.
Misy dingana maro napetraky ny lalà na amin’izany zotram-pifidianana izany, toy ny fanavaozana isan-taona ny lisitry ny mpifidy, na koa ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy. Noho izany, misy fandaminana mipetraka eto amin’ny fiainam-pirenena mba handrindrana izany, ary anisan’ny mpisehatra amin’izany ny tompon’andraikitra avy ao amin’ny vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana na CENI, Andriamarotafika Soava, sy filoham-pokontanin’ny Ampefiloha Rambelomanana Nirina ary ny mpikambana anaty firaisamonim-pirenena Razafimbelo Lily.