Les dégâts causés par le passage du Cyclone Batsirai est au cœur de l’actualité de cette semaine. Les conséquences sont énormes malgré la sensibilisation effectuée par le BNGRC, avant son arrivée.
La vaccination obligatoire des joueurs internationaux du Rugby est un moyen pour réduire la transmission du Coronavirus. Mais selon nos invités, la vaccination seule n’est pas efficace. Il faut aussi exiger la mise en quarantaine ainsi qu’un test au départ et à l’arrivée du pays.
La gestion du Parking à Antananarivo devrait être accompagnée par d’autres mesures comme la multiplication des places de parking. Â
Nos invités : Antenaina, Ingénieur topographe, Ginah étudiante en sociologie, et Tiavina Chargé de communication dans une école à Antananarivo.
Nisongadina tamin’ity herinandro ity ny fiantraikan’ny fandalovan’ny rivo-doza Batsirai tany amin’ny tapany atsimo sy Atsinanan’ny Nosy. Marobe ny voka-dratsy na dia efa nisy aza ny fampiomanana maro nataon’ny BNGRC nampitaintaina ireo mponina any sy ireo manana havana any an-toerana.
Ezaka hiadiana amin’ny COVID19 ny fanaovana vaksiny ireo mpilalao mandray anjara amina lalao makany ivelany, saingy tsara kokoa raha ampiana ny fihibohana ho azy ireo rehefa tonga any amin’ny toerana hilalaovany hisorohana ny fipariahan’ny aretina.
Ny olan’ny « Parking » eto andrenivohitra dia miteraka fitohanan’ny fifamoivoizana. Mila vahaolana marolafy izany toy ny fanampiana ny « Parking » miaraka amin’ny fanasaziana ireo tsy manara-dalà na.
Vahiny telo no hiresaka ao anatin’ny fandaharana dia Antenaina, injeniera « Topographie », Ginah mpianatra ary Tiavina, tompon’andraikitra serasera amina sekoly iray eto Antananarivo.