"A la radio, à la confiance" c'est le thème choisi par l'Unesco pour marquer la 11ème édition de la journée mondiale de la radio le 13 février. Effectivement, certaines personnes accordent plus de confiance à la télévision car les faits sont prouvés avec des images, contrairement à la radio, affirme Hervé Rakotozanany, directeur de publication d'une station radio dans la région Itasy. La raison d'être d'une radio étant parfois basée sur un objectif politique dans le microcosme politique local, cela accentue également le doute des auditeurs envers les propos tenus dans les stations explique Mamelasoa Ramiarinarivo, responsable à l'observatoire des médias Ilontsera. La jeune juriste Aline Josette Rasoafara, propose la réforme des textes régissant les médias de sorte à laisser les journalistes écrire librement sur les sujets qu'ils estiment importants à partager.
Â
Ankalazaina ny 13 febroary ny andiany faha 11 amin'ny andro maneran-tany hoan'ny onjam-peo. "Ny onjam-peo sy fahatokisana", io no lohahevitra nosafidian'ny UNESCO hoan'ity taona 2022 ity. Raha ny fanehoan-kevitr'i Hervé Rakotozanany, talen'ny famoahana anaty onjam-peo iray, misy tokoa haino aamn-jery hatokisana kokoa mihoatra noho ny hafa. Raha ny televiziona manokana ohatra dia hatokisan'ny olona kokoa noho izy misy sary manaporofo ny zava-niseho. Tsy ahitana izany kosa ny amin'ny onjam-peo. Isan'ireo antony tsy mampisy izay fahatokisana izay ihany koa hoy i Mamelasoa Ramiarinarivo, tompon'andraikitra avy ao am ilontsera, ny fisian'ireo onjam-peo manana fironana ara-politika ka tsy mifantoka amin'ny zavatra hafa ankoatr'izay. Tokony havaozina hoy i Rasoafara Josette Aline, mpahay lalà na , ny lalà na mifehy ny asa fanaovan-gazety mba omena fahalalahana kokoa izy ireo amin'ny zavatra havoakany, indrindra raha manana fironana ara-politika ny orinasan-gazety hiasany.