Le Studio Sifaka donne la parole aux jeunes pour échanger sur les actualités de la semaine. Aujourd’hui, Rameiliarinoro Mialy Sarobidy, Ny Soa Andriamanga et Raharimalala Andoniaina Aurélie, toutes les trois étudiantes, vont s’exprimer sur les questions liées à l’absence du civisme chez les jeunes ainsi que les impacts dans leur quotidien. Elles vont aussi donner leurs avis par rapport aux actualités internationales, notamment le récent débat entre Emmanuel Macron et Marine Le Pen pour la présidentielle française.
Â
Omena sehatra ny tanora eto amin’ny Studio Sifaka, mba hahafahan’izy ireo maneho ny heviny mahakasika ireo vaovao nisongadina nandritra ny herinandro. Ho an’ny anio, i Rameiliarinoro Mialy Sarobidy, i Ny Soa Andriamanga sy i Raharimalala Andoniaina Aurélie no haneho hevitra mahakasika ny tsy fahampian’ny fahaiza-miaina eo amin’ny tanora sy ny fiantraikan’izany amin’ny andavan’androny. Hiresaka momba ireo vaovao nisongadina maneran-tany koa izy izy ireo : Ny adihevitra teo amin’ny Emmanuel Macron sy Marine Le Pen ho an’ny fifidianana izay ho filoha frantsay no hanehoan’izy ireo hevitra.