Apres les enquêtes réalisées par le Système d’alerte précoce pour la prévention des conflits (SAP-PC) et du Contrôle Citoyenne des Action Publique (CCAP) au sein du projet OBS Mada, l’insécurité se trouve être la source de conflit la  plus fréquente dans la région Anôsy. Selon le scanner de conflit ou le « Conflit Scan », l’insécurité a atteint les 29% de la perception de la population comme une source de conflit. Les représentants des jeunes de Fort Dauphin, Razafindraibe Rodrigue, vice-président du Conseil Communal des Jeunes (CCJ) et RABEMAZAKA Zoberie, membre de l’association Women Breaking the Silence (WBTS), ont tous les deux témoigner des évènements de la région en terme d’insécurité et surtout de comment les habitants vivent avec.
Le relâchement du « Jado », un système de surveillance populaire local assuré par les jeunes est la principale cause de l’insécurité montante de la région, d’après les propos de Sambo Jean Marie, le secrétaire générale de la Commune Urbaine de Fort Dauphin. Les intervenants poursuivent que la redynamisation de l’organisation du « Jado » et l’augmentation des jeunes gardes seraient une solution efficace. De son côté, Mamitiana Felicia, la représentante de la Préfecture de Fort Dauphin a souligné l’importance du retour et l’officialisation du règlement populaire « Dina » pour gérer ces cas d’insécurités.
La réalisation de ces activités de plaidoyer des jeunes s’inscrit dans les initiatives du projet OBS-Mada financé par le Fonds des Nations Unies pour la consolidation de la paix dans le cadre de l’initiative pour la promotion des jeunes et de l’égalité de genre et mis en Å“uvre par le PNUD Madagascar et MSIS TATAO ainsi que des OSCs partenaires telles que l’Alliance Voahary Gasy et le Studio Sifaka pour cet aspect de plaidoyer.Â
Â
Taorian’ny fanadihadiana nataon’ny sampan-draharahan’ny fisorohana ny disadisa na ny SAP-PC (Système d’alerte précoce pour la prévention des conflits) sy ny fanaraha-mason’ny olom-pirenena ny asam-panjakana na ny CCAP eo anivon’ny tetikasa OBS Mada, dia ny lafiny tsy fandriam-pahalemana no isan’ireo miteraka disadisa indrindra  eto amin’ny faritra Anosy. Araka ny valin’ny famakafakana disadisa na « Conflits Scan » dia mahatratra 29% ny fahatsapan’olona azy ho mety miteraka disadisa na herisetra. Nanamafy sy nitantara ny iainan’ny olona an’izay tsy fandriam-pahalemana ao Faradofay izay ny tanora mpanara-mason’ny OBS Mada, Razafindraibe Rodrigue, filoha lefitry ny CCJ (Conseil Communale des Jeunes) sy i RABEMAZAKA Zoberie avy amin’ny fikambanana WBTS (Women Break the Silence).
Antony mahatonga izany tsy fahandriam-pahalemana izany ny tsy fahamatorana eo amin’ny andrimasom-pokonolona na ny antsoin’izy ireo hoe « Jado ». Ny « Jado » izay  andraisan’ny tanora anjara amin’ny fiambenana ny tanà na amin’ny alina, araka ny fanehoan-kevitr’i SAMBO Jean Marie, sekretera jeneralin’ny kaominina andrenivohitry Fort Dauphin. Voalaza ihany koa fa ny fanampiana isa azy ireo sy ny fanatsarana ny fandrindrana no isan’ny vahaolana amin’io « Jado » io. Ny solotenan’ny prefektiora ny tanà na, Mamintiana Félicia, kosa nanamafy ny maha zava-dehibe ny famerenenana ny fampiharana ny « Dina » hifampifehezan’ny faritra mba hisorohana io tsy fandriam-pahalemana io.
Hetsiky ny tanora amin’ny fanaovana haitaky tanterahina amin’ny alalan’ny tetikasa OBS-Mada izay vatsian’ny Tahirimbolan’ny Firenena Mikambana ho an’ny fandriampahalemana ary tanterahin’ny PNUD Madagascar, MSIS TATAO ary ireo firaisamonim-pirenenana Alliance Voahary Gasy sy Studio Sifaka.Â
Â