« Le taux de chômage des jeunes est élevé » d’après les résultats d’enquête des jeunes observateurs d’OBS Mada dans la région Atsimo Andrefana. 64 % de la population de la région sont des jeunes et 80 % d’entre eux n’ont pas de travail décent, ce qui encourage les actes de banditisme et favorise l’insécurité ; selon l’enquête du Collectif des OSC des Jeunes Engagés d’Atsimo Andrefana (COJEAA) en 2018. Cette réalité est confirmée par les représentants des jeunes de Toliara : JEAN Tsitrapo : président de l’association MYDW (Malagasy Youngs for development of the world), et Ravololonirina Andréa : présidente de l’association Liberty 32.
Face à ses réalités, les intervenants ont apportés des explications sur les causes et les solutions. Parmi les plus marquants : Randrianivoniaina Raissa, présidente d’une association de jeune entrepreneure, a parlé de l’inadéquation entre les études et formations des jeunes avec les offres d’emplois et les secteurs opportuns dans la région. De son côté, Anjarasoa, le chef de service de la direction régionale des emplois a souligné leurs prises de responsabilités à travers la mise en place d’un site, permettant la rencontre entre les jeunes à la recherche de travail et les recruteurs dans la région d’Atsimo Andrefana. Malheureusement,  peu de jeunes y sont inscrits. Atsimo Andrefana n’a pas de politique élaboré pour l’emploi des jeunes, et les solutions actuelles tournent autour.
La réalisation de ces activités de plaidoyer des jeunes s’inscrit dans les initiatives du projet OBS-Mada financé par le Fonds des Nations Unies pour la consolidation de la paix dans le cadre de l’initiative pour la promotion des jeunes et de l’égalité de genre et mis en Å“uvre par le PNUD Madagascar et MSIS TATAO ainsi que des OSCs partenaires telles que l’Alliance Voahary Gasy et le Studio Sifaka pour cet aspect de plaidoyer.Â
Â
Araka ny tatitry nataon’ny tanora mpanara-mason’ny OBSMada eto amin’ny faritra Atsimo Andrefana dia « ambony ny tahan’ny tsy fananan’asa eo amin’ny tanora eto amin’ny faritra». 64% ny tanora eto amin’ny faritra ka 80 isan-jaton’io no tsy manana asa mendrika ka mitarika ny firongatry ny asan-jiolahy sy ny tsy fandriam-pahalemana, araka ny fanadihadian’ny COJEAA (Collectif des OSC des Jeunes Engagés d’Atsimo Andrefana) tamin’ny 2018. Samy nanamafy izay zava-misy iainan’izy ireo izay ny solotenan’ny tanoran’i Toliara tao anatin’ny ady hevitra, na i JEAN Tsitrapo : filohan’ny association MYDW (Malagasy Youngs for development of the world), na i Ravololonirina Andréa : filohan’ny Liberty 32.
Nisongadina nandritra ny adi-hevitra fa ny tsy fifanojoan’ny fampianarana sy ny fiofanana ataon’ny tanora amin’ny asa tadiavin’ny orinasa  eto amin’ny faritra no anton’izany hoy ny filohan’ny fikambanana Tanora Mpandraharaha Miray (TMM), Randrianivoniaina Raissa. Notsindrian’ny tompon’andraikitra ao amin’ny fitaleavam-paritry ny asa sy ny fampananan’asa Atsimo Andrefana, Anjarasoa, ny fandraisana andraikitr’izy ireo manoloana izany amin’ny fananganana ny tranonkala izay mampifanatona ny tanora sy ny orinasa mitady mpiasa. Mbola maro anefa no tsy mahafantatra ny fisian’io tranonk’ala io. Miharihary ny tsy fisian’ny politikam-paritra amin’ny fampanan’asa ireo  tanora, eo andalam-pamolavolana izany ny ao an-toerana.Â
Hetsiky ny tanora amin’ny fanaovana haitaky tanterahina amin’ny alalan’ny tetikasa OBS-Mada izay vatsian’ny Tahirimbolan’ny Firenena Mikambana ho an’ny fandriampahalemana ary tanterahin’ny PNUD Madagascar, MSIS TATAO ary ireo firaisamonim-pirenenana Alliance Voahary Gasy sy Studio Sifaka.Â