L’émission Ndao Hilaoeky accueille les jeunes comme tous les vendredis. Ornella Rakotoson, originaire d’Antsiranana et Christabelle Raharimalala, originaire de Toamasina, étudient toutes deux à Antananarivo. Elles ont débattu avec Lovasoa Mendrika Jamison Randrianasy, un étudiant de Toamasina, sur les thèmes : la marche de la liberté vers Iavoloha du 10 août 1991, le Sommet des droits humains de l’Océan Indien et le détachement de l’usage de smartphone dans les pays étrangers, tels sont les thèmes d’aujourd’hui.
Mandray tanora indray ny fandaharana Ndao hilaoeky. Nivahiny tato amin’ny fandaharana i Rakotoson Ornella, avy any Antsiranana sy i Raharimalala Christabelle, avy any Toamasina. Samy mianatra eto Antananarivo izy roa vavy. Teo ihany koa i Randrianasy Lovasoa Mendrika Jamison, mpianatra avy any Toamasina.
Ilay diaben’ny fahafahana nankeny Iavoloha ny 10 Aogositra 1991, ny fihaonan’ireo mpiaro ny zon’olombelona eto amin’ny ranomasimbe indiana, ary ny fialana tsikelikely amin’ny fampiasana finday avo lenta na smartphone any ivelany. Ireo no lohahevitra noresahana.