Le débat s’est focalisé sur trois actualités de la semaine : la libéralisation du Taximoto, la série de feux de brousse dans le pays et la journée mondiale des enseignants.  Les débateurs ont mis le point sur le « i » en précisant qu’il faut être ferme et persévérant dans la mise en place du cahier de charge des Taximoto, nouvellement autorisé à exercer leurs métiers dans la ville d’Antananarivo. Renforcer la capacité des conducteurs que ce soit coté conduite ou coté maitrise du code de la route.Â
Concernant les feux de forêts, il faudrait que les responsables effectuent une descente sur terrain pour identifier le véritable problème lié à ce phénomène qui se répète chaque année. Â
Tout le monde se sont mis d’accord que le travail des enseignants est dur et qu’ils sont des éléments indispensables pour nous tous. Il est donc urgent de leurs donner un salaire juste et les avantages qu’ils méritent car si on veut que l’éducation soit de qualité il faut qu’on valorise le métier d’enseignant.
Vaovao miisa telo no niadiana hevitra nandritran’ny telopolo minitra, ny Taximoto, ny doro-tanety miverimberina teto amintsika ary ny andro iraisam-pirenena ho an’ny mpampianatra ary. Voaresaka tao anatin’izany fa mila hentitra ny tompon’andraikitra tsirairay avy amin’ny fametrahana bokin’andraikitra sy ny fampiharana azy raha toa ka efa nomena alalana hiasa eto Antananarivo renivohitra ihany ny Taximoto. Ilaina ihany koa ny fahaizana mitondra moto sy ny fahalalana ny lalana mifehy ny fifamoivoizana.
Eo amin’ny fahamaizana ala indray kosa, mila fandraisana anjaran’ny tsirairay avy sy fidinana ifotony avy amin’ireo tomponandraikitra rehetra ny hanafohanana azy ity. Manao ahoana ny fiainan’ny mponina eny ifotony? Inona tokoa ny antony mahatonga ny doro ala? Ka mifandraika amin’izay ny paikady tokony horaisina hahafahana miala amin’ny fandorana ala. Mila ampiana ihany koa ireo mpiambina ny ala.
Mafy izany fiainana mampianatra izany ary tena ilaina ny fisiany, io no tena nivoitra tamin’ny adihevitra farany.  Mila omena azy ireo ny tambiny mifandraika amin’ny asa mafy izay ataony isanandro. Raha te hampiakatra ny lentan’ny fampianarana izany dia ny mpampianatra no mila omena hasaina .