Des stratégies, des évènements, des ateliers divers ont été mis en place par toutes les parties prenantes du monde de la mode à Madagascar pour que la consommation locale soit plus importante. Prenons exemple sur le « Mihamy Mada Fashion » un événement du ministère de la communication et de la culture. De ce fait, les créations malgaches commencent à avoir une clientèle. Selon “Manankasy Handmade”, une créatrice, le nombre de personnes abonnées sur sa page qui achètent ses produits ne cesse d’accroitre. Selon Danielle, un des obstacles à la consommation du vita malagasy ce sont les friperies ainsi que la manque de créativité des stylistes malgaches. « Toutes les créations semblent pareilles » dixit Danielle. C’est pour cela qu’elle préfère les friperies. Elle porte quand même du Vita Malagasy lors des évènements exceptionnels mais prend le temps de bien choisir le créateur. Daniella est convaincue que le Vita Malagasy peut être acheté et porté par tout le monde et ce dans tous les évènements. Mais le prix reste un des obstacles à revoir. Le domaine de la création, de la mode et le monde du Vita gasy a donc besoin de beaucoup plus de coup de pouce.
Maro ny ezaka ataon’ireo mpisehatra amin’ny lamaody hampitiavana ny vokam-pamoronany. Tsy tafampita tsara amin’ireo mpanjifa anefa indraindray ireo hetsika samihafa izay atao. Misy izao ireo mpamorona izay tsy nahalala akory ny fisian’ilay hetsika “Mihamy Mada Fashion” izay nataon’ny minsiteran’ny kolontsaina sy ny serasera. Na izany aza, mahita ireo andriambavilanitra niady hevitra teto fa efa manomboka resy lahatra ny malagasy fa tsara ny vita malagasy. Misy an’I “Manankasy Handmade” ohatra dia mpamorona mahatsapa mihitsy fa niakatra ny mpanjifa tao aminy tao ho ato. I Danielle izay olon-tsotra kosa dia ny fisan’ireo fripy no antony iray tsy hanjifany ny vita malagasy. Mahatsikaritra ihany koa izy fa toa zary mitovitovy ihany izao ny famoronan’ireo malagasy sasany ka tsy mahasarikan azy raha tsy hoe angaha amina lanonana iray hafa mihitsy ary safidiany tsara. I Daniella kosa dia resy lahatra tanteraka fa azo jifaina ary azo entina amin’ny fotoana rehetra ny famoronana malagasy saingy eo amin’ny vidny no tena sakana. Nifanaiky ny rehetra fa tokony homena sehatra kokoa ny famoronana malagasy ary tokony hampiakarina ny lentany hahasarika hatrany.