Il fut un temps où les responsables de DINA Besaboha ont été indépendants dans toutes les décisions qu’ils prenaient. En ce moments, l’application du dina rencontre beaucoup d’obstacle et l’insécurité monte en flèche selon le rapport des jeunes du projet OBS MADA. Le projet OBSMADA ou Observatoire des jeunes engagés pour une gouvernance plus inclusive efficace et apaisée, du Programme des Nations Unies pour le développement, financé par le Fonds pour la consolidation de la paix, et mis en œuvre par l'ONG Action Intercoopération Madagascar, le MutliSector Information Service, Alliance Voahary Gasy, l'ONG Ivorary, l'ONG Ravitsara et le Studio Sifaka.
Plusieurs entités se sont réunies pour chercher des solutions face à ce fléau. Jeunes, représentant de l’état tel que Hajasoa Thomas Hucquet, TAC Anahidrano, Mandrantomanana Rufin, Commissaire de Police à Antsohihy, Rakotoarijaona Jean Kennedy Bastien du Dinan'i Besaboha et Razafisolo Randriamanantena, secretaire du Dina au nuveau du District et représentant du Préfet ont répondu présent. Il a été décidé que seul l’entraide pourrait faire avancer l’application du Dina selon la loi. Une renforcement des capacités des membres du Dina surtout pour la rédaction de Procès verbale est aussi nécessaires sans cela on ne peut punir les malfaiteurs
Nisy fotoana Tsy nisy mihitsy ny teritery mahazo ny mpiray DINA ary mahafehy ny asany ny mpitarika ny DINA Besaboha. Amin’izao anefa miatrika olana goavana ny fampiharana ny Dina hany ka miakatra ny tahan’ny tsy fandriam-pahalemana araka ny fanadihadiana nataon’ireo tanoran’ny OBS MADA. Ny tetikasa OBS-Mada izay fadaharan’asan’ny Firenena Mikambana ho an’ny fampandrosoana PNUD Madagascar, vatsian’ny Fonds pour la consolidation de la paix ary tanterahan’ny ONG Action Intercoopération Madagascar, MutliSector Information Service, Alliance Voahary Gasy, ONG Ivorary, ONG Ravitsara ary Studio Sifaka.
Nikaon-doha nitady vahaolana ireo tanora sy ny avy ao amin’ny Dina ary ny tompon’andraiki-panjakana any an-toerana ka isan’izany i Hajasoa Thomas Hucquet, TAC Anahidrano, Mandrantomanana Rufin, Commissaire de Police ao Antsohihy, Rakotoarijaona Jean Kennedy Bastien avy ao amin’ny Dinan'i Besaboha ary Razafisolo Randriamanantena, mpitan-tsoratry ny Dina ao amin'ny distrika izay misolo tena ny Prefet. Tapaka fa hisy ny fifanampiana amin’ny rehetra hahafahana mampihatra ny Dina amin’ny ara-dalana sy ny fanamafisana traikefa ifotony, indrindra amin’ny fanaovana ny tatitra mba hahafahana tena manasazy ireo mpanao asa ratsy.