Beratsimanina est l’un des Fokontany les plus riches dans la région de Betsiboka, Zébu, produit de l’élevage et de l’agriculture, l’or, …. Ce qui fait de lui une localité très fréquentée. Malgré cela, la route pour arriver à Beratsimanana est très difficile, ce qui entraine une insécurité persistante selon le rapport des jeunes du projet OBS MADA. Le projet OBSMADA ou Observatoire des jeunes engagés pour une gouvernance plus inclusive efficace et apaisée, du Programme des Nations Unies pour le développement, financé par le Fonds pour la consolidation de la paix, et mis en œuvre par l'ONG Action Intercoopération Madagascar, le MutliSector Information Service, Alliance Voahary Gasy, l'ONG Ivorary, l'ONG Ravitsara et le Studio Sifaka.
Il fut un temps où il n’y avait pas de force de l’ordre pour faire face à cette insécurité. Le Maire de Beratsimanana a donc émis le souhait de mettre en place une « Poste Avancé de la Gendarmerie ». Selon lui cela réduirait l’insécurité de 45%. Selon les responsables auprès de la préfecture et de la Région, l’insécurité n’est pas si intense que cela, mais elle existe quand même et concerne tout le district. Un cambriolage avec meurtre a même eu lieu à Maevatanana récemment. Les responsables auprès de la préfecture et de la Région encouragent donc les parents à éduquer et inciter les jeunes à avoir un emploi décent. Après le briefing de la gendarmerie sur les étapes de mis en place de ce « Poste Avancé », Ils ont aussi proposé leur aide pour que Beratsimanana puisse avoir son poste avancé le plus vite que possible.
Beratsimanina no isan’ireo Fokontany be harena any Betsiboka toy ny omby, vokatra, volamena ka ifamezivezen'ny olona maro. Sarotra anefa ny lalana manjohy an’ity toerana ity hany ka hitrangana tsy fandriam-pahalemana matetika ny lalana miala eo amin’ny lalam-pirenena fahaefatra hihazo an’i Beratsimanana araka ny fanadihadiana nataon’ireo tanoran’ny OBS MADA. Ny tetikasa OBS-Mada izay fadaharan’asan’ny Firenena Mikambana ho an’ny fampandrosoana PNUD Madagascar, vatsian’ny Fonds pour la consolidation de la paix ary tanterahan’ny ONG Action Intercoopération Madagascar, MutliSector Information Service, Alliance Voahary Gasy, ONG Ivorary, ONG Ravitsara ary Studio Sifaka.
Misy fotoana tsy misy ny Mpitandro filaminana ka mampirongatra an’io tsy fahandriam-pahalemana io ka mampihorohoro ny olona. Nanolo-kevitra ny ben’ny tanàna ny hananganana « Poste avancé » an’ny zandary any amin’io toerana io izay hevarina hampihena ny tsy fandriam-pahamemana hatrany amin’ny 45%. Ny teo anivon’ny Prefektiora sy ny solotenan’ny governora nanamafy fa tsy azo atao hoe mirongatra io tsy fandriam-pahalemana io kanefa kosa tena iainana isan’andro aminn’ny faritra Betsiboka iray manontolo. Vao herinandro izay no nisy tranga fanafihana tamina kaominina iray hafa tao Maevatanana. Ny fibeazana sy fanomezana asa ny tanora no isan’ireo soson-kevitra nipoitra fa nanamafy kosa anefa ny rehetra nanatrika fa hanamaivana an’ity tsy fandriampahalemana ity ny fisian’ilay « Poste Avancé » an’ny zandary ho an’I Beratsimanana. Taorian’ny fanazavana rehetra azo avy tamin’ny solotenan’ny zandarmaria dia tapaka fa hifanampy ny rehetra, ben’ny tanàna, ny faritra, ny governora hahafahana mametraka haingana ity tobin’ny zandary ity.