Rakotondrainibe Hasina, Andrianantenaina Hoby Nomena et Randriamahery Myma Daddy sont nos jeunes invités de la semaine. Ils ont apporté leur point de vue sur trois actualités marquantes de la semaine, à savoir les marchés noirs de médicaments, l’enjeu du changement climatique et l’intérêt des jeunes malgaches à s’inscrire dans la liste électorale.
Vaovao telo nisongadina nandritra ity herinandro ity indray noresahana niaraka tamin’I Rakotondrainibe Hasina, Andrianantenaina Hoby Nomena ary i Randriamahery Myma Daddy tao anatin’ny fandaharana Ndao hilaoeky. Nitondran’izy ireo ny heviny sy ny fomba fijeriny ny momba ny fivarotam-panafody tsy manara-dalà na, ny fiovaovan’ny toetr’andro ary ny fahavitrihan’ny tanora Malagasy hiditra anaty lisi-pifidianana.