Parmi les actualités marquantes de cette semaine : la violence scolaire, la liaison du covid 19 à la pollution de l’air, et l’intérêt des jeunes aux projets de développement et de la technologie. Randriamahery Myrah Gélase, Ramaroson Seth Mc Liola et Tiavina Jocelyn sont nos jeunes invités à l’émission ndao hilaoeky pour discuter ces thèmes.
Isan’ny vaovao nisongadina iny herinandro iny ny Mahakasika ny herisetra mihatra amin’ny zaza any an-tsekoly, ny fifandraisan’ny valan’aretina Covid 19 sy ny rivotra maloto, ary ny fanohanana tanora manana tetik’asa misehatra amin’ny fambolena sy ny teknolojia. Naneho hevitra momba ireo tao anatin’ny fandaharana ndao hilaoeky I Randriamahery Myrah Gélase, I Ramaroson Seth Mc Liola ary i Tiavina Jocelyn.