Daté de 2004, le code pénal malgache recouvre encore plusieurs lois qui restent des sujets de débats. A l’exemple de  la peine de mort. Même si elle est stipulée dans nos textes législatifs, elle n’est plus appliquée depuis l’indépendance de la Grande île. En tant que pays démocratique, Madagascar condamne l’application de cette loi. Mais vue l’impunité dominante dans le pays, la justice malgache est remise en cause.
Efa hatramin’ny taona 2004 no tsy nasiam-panitsiana ary mbola manankery hatramin’izao ny fehezan-dalà na famaizana malagasy. Mbola tafiditra ao ny lalà na manaiky ny fanamelohana ho faty. Kanefa efa  tsy nampiharina izany intsony hatramin’ny nahazoana ny fahaleovantena, amin’ny maha firenena mandala ny demokrasia antsika. Etsy ankilany, tsy atokisan’ny vahoaka intsony ny fitsarana noho ny fisian’ireo tsy maty manota.