A l’ère des nouvelles technologies, les livres sont numérisés. Nous pouvons les trouver sur différents supports, plus accessibles comme les ordinateurs, les tablettes et même les téléphones. Les livres numériques aident à la préservation de l’environnement. Ces livres numériques permettent également l’inclusion des personnes malvoyantes, en activant la lecture automatique.
Quant aux livres papiers, ils reflètent ce qui est authentique pour les férus de la lecture, les puristes. Ils donnent lieu à l’existence même des éditeurs, surtout, dans un pays comme Madagascar où la fracture numérique est encore d’envergure. Les livres papiers permettent à ceux qui n’ont pas accès à ces supports numériques d’apprendre, de se cultiver ou de se divertir.
A la fin de ce débat, les intervenants : Njo, écrivain et créateur du site Lisy 1817, Fafy Iankinana Ratsimaholy, directeur général de l’Edition Lauréat Ratsimaholy Zanany et Holy Danielle, présidente de l’association de jeunes auteurs Opération Bokiko, ont constaté que le livre en papier et le livre numérique sont complémentaires.
Â
Â
Avadika nomerika ny boky, amin'ny vanim-potoanan'ny teknolojia vaovao. Azon-tsika jerena sy vakiana amina karazana fitaovana izany toy ny solosaina na « tablette » na finday avo lenta. Ny boky nomerika dia manampy amin'ny fiarovana ny tontolo iainana. Manampy amin’ny fampiatina ireo manana fahasembanana ara-pahitana ihany koa izy ireo, amin’ny alalan’ny fandefasana ny feon’ilay tantara.
Raha ny momba ny boky an-taratasy, ilay mahatsapa sy mamofona ilay boky mihitsy no tena tian’ireo mpankafy boky. Izy ireo ihany koa no tena antom-pisian’ny mpanonta boky. Ho an’ny firenena toa an’i Madagasikara, tsy ny mponina rehetra no afaka mampiasa ny teknolojia vaovao, ka mbola ilaina ny fampiasana ny boky an-taratasy. Manome fahafahana ho an’ireo izay tsy afaka mampiasa ny nomerika, mba hianatra sy hiala voly ny boky an-taratasy.
Tamin’ny fiafaran’ity ady hevitra ity, hita fa mifameno ny boky an-taratasy sy ny boky nomerika ary samy nifandray tamin’izay hevitra izay ireo mpandray anjara tamin’ny ady hevitra : Njo, mpanoratra sady namorona ny tranonkala Lisy 1817, Ratsimaholy Fafy Iankinana, tale jeneralin’ny tranom-panontana Edition lauréat Ratsimaholy Zanany ary I Holy Danielle, filohan’ny fikambanana Opération Bokiko, fikambanana tanora mpanoratra.